plt_tn/deu/01/03.md

788 B

Tamin'ny taona faha-efa-polo, faha-iraika ambin'ny folon'ny volana, andro voalohan'ny volana, dia niresaka tamin'ireo vahoakan'Israely i Mosesy

DH: "Nitoetra 40 taona, 11 volana, ary 1 andro tany an'efitra izy ireo rehefa niresaka Mosesy"

faha-efa-polo

40

faha-iraika ambin'ny folon'ny volana, andro voalohan'ny volana

Ity dia faha-iraika ambin'ny folon'ny volana amin'ny tetiandro Hebreo. Amin'ny tetiandro tandrefana dia manakaiky ny fisasahan'ny Janoary ny andro voalohany

faha-iraika ambin'ny folo

11

Yaveh

Anaran'Andriamanitra izay nambarany tamin'ny olony tao amin'ny Testamenta Taloha ity.

nanafihan'i Yaveh

"nomen'i Yaveh fahafahana handresy ireo Israelita"

Sihona ... Oga

Anarana mpanjaka ireo.

Hesbona ... Astarta tany Edrehy

Anaran-tanàna ireo.