plt_tn/dan/11/05.md

1020 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Mitohy miresaka amin'i Daniela ny anjely.

ny iray amin'ireo mpifehiny dia hanjary hatanjaka lavitra noho izy ary hanapaka ny fanjakany amin'ny hery lehibe

Ny mpifehin'ny mpanjakan'ny Atsimo dia ho tonga mpanjakan'ny Avaratra.

hanao fihavanana izy ireo

Ny mpanjakan'ny Atsimo dia hanao fihavanana amin'ny mpanjakann'y Avaratra. Io fihavanana io dia ho fampiraharahana ara-dalàna ka na ny firenena aza dia ilaina manaraka. DH: "ny mpanjakan'ny Atsimo sy ny mpanjakan'ny Avaratra dia hanome toky hiaraka hiasa."

Ny zanaka vavin'ny mpanjakan'ny Atsimo ho avy... hanamafy ny fifanekena.

ny mpanjakan'ny Atsimo dia hanome ny zanany vavy ho an'ny mpanjakan'ny Avaratra amin'ny fanambadiana. Ny fanambadiana no handraikitra ny fifanarahana eo amin'ny mpanjaka roa.

herin'ny ny sandriny... ny sandriny

Eto ny hoe "sandry" dia hipetraka ho hery.

Hafoy izy

Mitranga izany mba hilazana ny fandrika hamonoana azy sy ireo izay nanao ny fihavanana. DH: "Handao azy izy ireo"