plt_tn/dan/10/16.md

820 B

ny olona iray izay tahaka ny zanak'olona

Mety hilazana ilay niresaka tamin'i Daniela izany. Na izany aza, misy dikan-teny sasany mandika izany toy ny milaza karazan'olona. DH: "Io iray io, izay miendrika toa olona"

tahaka ny zanak'olona,

Eto io fanehoan-kevitra io dia ilazana ny maha-olona amin'ny ankapobeny. DH: "tahaka ny maha-olona"

fahoriana

fietseham-po mampijaly mafy

Mpanomponao aho. Ahoana no hahafahako miresaka amin'ny tompoko?

Nanontany io i Daniela izay midika fa tsy afaka ny hiresaka amin'ny anjely izy satria tsy mitovy amin'ny anjely izy. Ireo andian-teny ireo dia azo akambana. DH: "Tsy afaka ny hamaly anao aho satria mpanomponao fotsiny aho."

sy misy fofon'aina tavela ato anatiko

Fomba fiteny ilazana ny fomba fiaina izany. DH: "Tsy afaka miaina aho" na "tena sarotra ny miaina"