plt_tn/dan/09/26.md

1.1 KiB

roa amby enim-polo impito amin'ny

Tsy fomba fanisa araka ny tokony ho izy ho an'ny Israelita izany. Raha mety, miezaha mandika izany amin'ny fomba izay hitehirizana ny fampiasana ny isa fito. Jereo hoe ahoana no nandikanao io isa io ao amin'ny 9:24. DH: "indroa amby enimpolo fito"

ilay voahosotra dia ho rava ary tsy hanana na inona na inona

DH: " horavain'ny olona ilay voahosotra ary tsy hanana na inona na inona izy"

ilay voahosotra

Ny fanosorana dia fihetsika maneho fa voafidy ny olona iray. Jereo ny nandikanao azy ao amin'ny 9:24. DH: "Ny olona izay nohosoran'Andriamanitra" na "ny olona izay nofidian'Andriamanitra"

ny mpanapaka izay ho avy

Mpanapaka avy any ivelany izany, tsy "ilay voahosotra". DH: "ny mpanapaka avy any ivelany izay ho avy" na "ny mpanapaka feno hery izay ho avy"

Ny fiafaran'izany dia ho tonga miaraka amin'ny tondra-drano

Ho ravain'ny tafika ny tanàna sy ny fitoerana masina tahaka ny tondra-drano manimba zavatra.

Efa voadidy ny fandravana

DH: "Efa nandidy fandringanana ho an'ny tanàna sy ny fitoerana masina Andriamanitra" na "Efa nanambara Andriamanitra fa ny tafika fahavalo dia handrava ny zavatra rehetra