plt_tn/dan/09/12.md

917 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Mitohy mivavaka amin'ny Tompo momba ny vahoaka Israely i Daniela.

Fa teo amin'ny ambany lanitra manontolo... zava-bita natao tamin'i Jerosalema

Manao fanitarana i Daniela mba manehoana ny alahelony lehibe momba an'i Jerosalema. tanàna maro no rava tanteraka.

tsy nisy zava-bita

"tsy nisy na inona na inona vita"

amin'ny natao tamin'i Jerosalema

DH: "izay nataonao tamin'i Jerosalema"

Araka ny voasoratra ao amin'ny lalàn'i Mosesy

DH: "Araka ny nosoratan'i Mosesy tao amin'ny lalàna"

fialàna tamin'ireo helokay

Eto ny fanajanonana ny fihetsika ratsy dia lazaina ho toy ny miala amin'izy ireny. DH: "fanatsaharana ireo asa ratsintsika"

notehirizin'i Yaveh ho vonona ny loza

"Nanomana ireo loza ireo Yaveh"

tsy nankatò ny feony ihany izahay

Eto ny hoe "feo" dia ilazana ireo zavatra izay nandidian'i Yaveh. DH: "tsy nataonay izay nasainy nataonay"