plt_tn/dan/08/11.md

892 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Mitohy manoritsoritra ny fahitany ny tandroka i Daniela

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Manome hatsaran'olona ny tandroka.

ny mpifehy ny tafika

Izany dia ilazana an'Andriamanitra ihany, izay mpitarika ny tafiky ny anjely.

nanaisotra taminy ny sorona dorana tsy tapaka izany,

Eto ny hoe "nanaisotra" dia midika fa nanajanona ny sorona ny tandroka. Eto ny hoe "taminy" dia ilazana an'Andriamanitra, ilay mpifehy ny tafika. DH: "Nanajanona ny vahoaka taminn'y fanaovana ny sorona dorana tsy tapaka ho azy izany"

ny fitoerana masiny dia voaloto

DH: "mandoto ny fitoerana masina izany"

Harian'ny tandroka amin'ny tany ambany ny fahamarinana

Ny fanaovan'ny tandroka tsinontsinona ny fahamarinana sy ny toe-panahy araka an'Andriamanitra dia lazaina koa hoe nanary ny marina tamin'ny tany izany. DH: "Nandà ny fahamarinana ilay tandroka."