forked from WA-Catalog/plt_tn
48 lines
1.9 KiB
Markdown
48 lines
1.9 KiB
Markdown
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
|
|
|
|
Ilay olona tao amin'ny fahitan'i Daniela dia mitohy mireska amin'i Daniela.
|
|
|
|
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
|
|
|
|
Maro amin'ireo lahatsoratra ao amin'ny andininy 23-27 no fiteny fanehoana. Noho izany antony izany, ny ULB dia mampiseho azy ireo amin'ny fomba kanto.
|
|
|
|
# Hilaza teny manohitra an'ilay Avo Indrindra izy
|
|
|
|
Midika izany fa ilay mpanjaka farany indrindra dia tsy miombon-kevitra malalaka ary milaza zavatra ratsy momba ny Avo Indrindra.
|
|
|
|
# Hiezaka izy... eo an-tanany
|
|
|
|
Ny teny hoe "izy" sy "-ny" dia ilazana ny mpanjaka vaovao indrindra, fa tsy ny Avo Indrindra.
|
|
|
|
# olomasina
|
|
|
|
"Olomasin'Andriamanitra"
|
|
|
|
# hanova ireo fankalazana sy ireo lalàna
|
|
|
|
Ireo teny ireo dia samy ilazana ny lalàn'i Mosesy. Ny fankalazana dia fizarana manan-danja ao amin'ny fanompoham-pivavahan'i Israely tao amin'ny Testamenta Taloha."
|
|
|
|
# Ireo zavatra ireo dia homena eo an-tanany
|
|
|
|
Eto ny hoe "tanany" dia ilazana ny fifehezany. DH: "Hifehy ny fankalazan'ny fanompoham-pivavaha sy ireo lalàna ny mpanjaka farany indrindra."
|
|
|
|
# herin-taona, roa taona, ary tapa-taona
|
|
|
|
Izany dia midika hoe "telo taona sy tapany" (UDB). Tsy fomba fanisan'ny Israelita araka ny tokony ho izy izany. Andramo adika amin'izay fomba mitahiry izany fomba fanisa izany izany. DH: "herin-taona ampiana roa taona ampiana enim-bolana."
|
|
|
|
# hivory ny fitsarana izy ireo.
|
|
|
|
Midika izany fa vonona hanadihady ny porofo sy hanao fitsarana ny mpitsara. DH: "hitsara ny mpitsara" na "hipetraka ny mpitsara"
|
|
|
|
# haka ny herin'ny fiandrianana
|
|
|
|
"ny mpikambana ao amin'ny fitsarana dia hanatsoaka ny herin'ny fitsarana amin'ny mpanjaka farany indrindra."
|
|
|
|
# herin'ny fiandrianana izy ireo
|
|
|
|
Eto, izany, dia ilazana ny "fahefana". Jereo hoe ahoana no nandikanao azy ao amin'ny 7:13
|
|
|
|
# mba ho simba sy ho rava any amin'ny farany
|
|
|
|
DH: "ary nanimba sy nandrava izany taminn'y farany" na "ary nandrava tanteraka ny herin'ny fiandrianany tamin'ny farany"
|