plt_tn/dan/06/24.md

1.0 KiB

lavaky ny liona

Ilazana efitra na lavaka izay nitehirizana liona izany. Jereo hoe ahoana no nandikanao azy ao amin'ny 6:6

Mialohan'ny nahatongavan'izy ireo tamin'ny tany,

"Mialohan'ny nahatongavan'izy ireo tamin'ny tanin'ny lavaky ny liona"

namotika ny taolana rehetran'izy ireo

"nanapaka ny taolan'izy ireo" (UDB)

olona, ireo firenena, ary ireo fiteny

Eto ny hoe "firenena" sy ny "fiteny" dia maneho ny olona avy any ami'nny firenen-tsamihafa izay miteny amin'ny fiteny samy hafa. Jereo hoe ahoana no nandikanao azy ao amin'ny 3:3. DH: "olona avy any amin'ny firenena samihafa sy miteny amin'ny fiteny samy hafa"

eto an-tany rehetra

I Dariosa mpanjaka dia nanoratra ny hafany ho an'ny fanjakany manontola izay tena midadasika. Eto dia milaza izany hoe "ny tany rehetra" mba hampisongadinana ny fivelaran'ny fanjakany, na dia tsy ahitana ny olon-drehetra eran-tany aza.

Hampitomboina aminao anie ny fiadanana.

Ity dia endrim-piarahabana izay nampiasaina mba hirariana soa olona amin'ny lafi-piainany rehetra.