plt_tn/dan/06/08.md

16 lines
273 B
Markdown

# Fampifandraisana foto-kevitra
Ao amin'ny andininy 8, ireo mpandrindra dia mitohy miresaka amin'ny mpanjaka.
# araka ny voatondron'ny lalàna
"araka ny lalàna"
# tsy afaka foanana
"tsy mety foanana"
# namadihana ilay didy ho lalàna
"namadika ny baiko ho lalàna"