plt_tn/dan/05/03.md

8 lines
320 B
Markdown

# ireo tavoara volamena izay efa navoaka avy tao an-tempoly
DH: "ireo tavoara volamena izay navoakan'ny tafik'i Nebokadnezara tao an-tempoly"
# avy tao an-tempoly, tranon'Andriamanitra
"avy tao an-tempolin'Andriamanitra". Ny andian-teny hoe "tranon'Andriamanitra" dia manambara amintsika bebe kokoa momba ny tempoly.