plt_tn/dan/04/17.md

896 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Amin'ny andininy 1-18, mamaritra ny fahitany avy amin'Andriamanitra i Nebokadnezara

Izany fanapahan-kevitra izany no nataon'

DH: "Ireo masina no nanao izany fanapaha-kevitra izany."

ireo masina

Io andian-teny io dia ilazana ireo anjely angamba. DH: "ireo anjely masina."

ireo velona

"ny olona velona tsirairay avy" na "ny rehetra"

manome azy ireo

"manome ireo fanjakana"

Beltesazara

Izany no anarana Babylonianan izay nomena an'i Daniela. Jereo ny nandikanao io anarana io ao amin'ny 1:6

ianao no afaka manao izany

"ianao no afaka handika izany"

ny fanahin'ireo andriamanitra masina

I Nebokadnezara dia nino fa ny herin'i Daniela dia avy amin'ireo andriamanitra tsy izy izay notompoin'i Nebokadnezara. Tsy mitovy amin'ny "ireo masina" ao amin'ny andininy 17 izany. Jereo hoe ahoana no nandikanao io andian-teny io ao amin'ny 4:7