plt_tn/dan/02/10.md

325 B

lehibe sy mahery

Ireo andian-teny roa ireo dia midika ifotony zavatra mitovy ary mampisongadina ny fahalebeazan'ny herin'ny mpanjaka. DH: "mahery indrindra"

sy misy na iza na iza afaka milaza izany amin'ny mpanjaka afa-tsy ireo andriamanitra

DH: "Ireo andriamanitra irery ihany no afak hiteny izany amin'ny mpanjaka."