plt_tn/dan/01/17.md

8 lines
440 B
Markdown

# nomen'Andriamanitra azy ireo ny fahalalana sy fahalalinan-tsaina
Afaka averina arafitra izany ka ny teny takarina hoe "fahalalana" sy "fahalalinan-tsaina" dia afaka avoitra amin'ny matoanteny hoe "mianatra" sy "mahazo". DH: "Nomen'Andriamanitra fahafahana hianatra sy hahazo mazavy ny amin'izany izy ireo"
# ny literatiora rehetra sy ny fahendrena
Fanitarana izany mba hanehoana fa nahazo fanabeazana sy fahaizana tena tsara izy ireo.