plt_tn/col/04/01.md

12 lines
579 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Rehefa avy niresaka tamin'ireo tompo, Paoly dia namarana ny torolalana manokany tamin'ireo karazana mpino ao amin'ny fiangonana ao Kolosia.
# marina sy rariny
Ireo teny ireo dia mitovy dika tanteraka ary ampiasaina mba hanamafisana ny zavatra izay marina ara-tsaina.
# ianareo ihany koa manana tompo iray any an-danitra
Ny fifandraisana eo amin'ny tompo sy ny andevony dia tian'Andriamanitra ho tia ny lalan'Andriamanitra, ilay tompo any an-danitra, hitia ireo mpanompony ety an-tany, ao anatin'izany ireo andevon'ireo tompo ety an-tany.