plt_tn/amo/09/05.md

558 B

Izy no nanamboatra ireo tohany any an-danitra

Azo antoka eto ireo an-tana-tohatra izay naminavinan'ny olona taloha ny amin'ny fipetrahan'Andriamanitra any an-danitra. Kanefa, raha amin'ny dikan-teny taty aoriana dia teny novakiana amin'ny karazana teny Hebreo izay midika hoe: "fonenana" na "trano." Eto nampiasaina tahakan'ny sarinteny amin'ny toeran'Andriamanitra ny hoe "tohany".

Efa nametraka ny andohalambony manerana ny tany

Misy mandika ny teny hoe: "niharetany ny nametrahana azy amin'ny tany," nefa, nijanona ho toy izay ny endriky ny tany.