plt_tn/amo/09/01.md

349 B

Torotoroy

Ireo mety ho heviny dia: 1) Potipoteo ho kely ny tempoly na 2) vakio ny tendron'ny andry.

Na handavaka any amin'ny fiainan-tsi-hita aza izy ireo, dia ny tanako no haka azy ireo any. Na dia hiakatra eny amin'ny lanitra aza izy ireo, dia ho entiko midina.

DH: "Tsy maninona na manandrana ny handeha izy ireo, hahatratra azy eny Aho."