plt_tn/amo/08/04.md

831 B

Manitsaka ... sy manilika

Milaza ireo izay "mivarotra" sy "tsena" i Amosa (8:5)

Manitsaka

Jereo izay nandikanareo ity ao amin'ny 2:7.

Rahoviana no ho tapitra ny volana vaovao, mba hafahantsika mivarotra vary indray? Rahoviana no ho tapitra ny andro Sabata, mba hahafahantsika mivarotra vary?

"Manontany foana izy ireo hoe rahoiana vao ho tapitra ny volana mba ahafahana mivarotra voa indray, ary rahoviana vao ho tapitra ny Sabata mba ahafahana mivarotra vary."

Hataontsika kely ny famarana ary hampiakarina ny vidim-bary, ary hangalatra amin'ny mizàna diso isika

Maniry ny hampiasa mizàna diso ny mpivarotra izay anehoany ny fanomezana betsaka amin'ny ahavon'ny voam-bary noho ny hatsarany ary tsara kokoa nohon'ny lanjany ny fandoavam-bola izany.

Ny mahantra amin'ny kapa

DH: "ary vidio amin'ny kapa ny ory"