plt_tn/amo/07/04.md

275 B

Indro

Manome ny mpamaky izay zavatra tsy ampoizina ho lazainy ny mpanoratra. Tokony hanana fomba fiteny hanaovana izany ianao.

Ahoana no haveloman'i Jakoba?

DH: "Tsy tokony ho velona marina i Jakoba!" na "anontanio izay ilainy amin'ny ataony i Jakoba mba havelomany!"