plt_tn/amo/06/12.md

790 B

Fampahafantarana

Nampiasa fanontaniana fampisainana i Amosa mba hitaomana ireo mafy mba hanaraka.

Moa ve ny soavaly mihazakazaka amin'ny harambato?

Sarotra ho an'ny soavaly ny hiazakazaka eo ambonin'ny vato misy hantsana ka tsy haratra. Nampiasa fanontaniana fampisainana mafy i Amosa ny amin'ny fihetsik'izy ireo.

Moa ve misy olona mampihosy omby ao?

Tsy hisy hampiasa angadin'omby eo amin'ny haram-bato na dia iray aza. Nampiasa fanontaniana fampisainana mafy i Amosa ny amin'ny fihetsik'izy ireo.

Nefa namadika ny fahamarinana ho poizina

Fa mpanao lalàna ianareo nefa mandratra olona tsy manan-tsiny

Ary ny vokatry ny fahamarinana ho fangidiana

"Ary nofaizinareo ireo izay manao ny marina"

Lodebara ... Karnaima

Tsy misy na iray aza mafantatra ireo tanàna ireo.