plt_tn/amo/06/07.md

316 B

Fanambaran'i Tompo Yaveh

Adikao tahakan'ny ao nataonao ao amin'ny 3:13

Halako ny fiarovana mafiny

"Halako ny olon'Israely satria mahatoky ny fiarovana mafin'ireo izy ireo, mba hiaro azy ireo, fa tsy Amiko"

Fiarovana mafy

Fananganana rindrina manodidina ny tanàna mba hiarovana azy ireo amin'ny mpanafika