plt_tn/amo/06/01.md

337 B

Mahazo aina

Milamina sy tsy voakasiky ny fitsaran'Andriamanitra ireo

Moa ve tsara noho ireo fanjakanao roa ireo?

DH: "Tsy misy tsara noho ireo fanjakana roanareo izy ireo."

Moa ve lehibe noho ny faritaninao ny faritanin'izy ireo?

"Kely nohon'ny faritaninareo ny azy ireo." na "Kely noho i Joda sy Samaria ireo firenena ireo."