plt_tn/amo/05/12.md

236 B

Mivily amin'ireo olona mila fanampina ao amin'ny vavahadin'ny tanàna

"Aza mamela ny mahantra hilanja ireo trangam-pitsarany"

Mangina (...) ny olon-kendry

Tsy milaza zavatra ratsy manohitra ny hafa ireo olona tsy te hanao ratsy.