plt_tn/amo/04/10.md

711 B

Nataoko teo amin'ny vavoronareo ny hamaimbon'ny tobinareo

DH: "hanisy rivotra maimbo amin'ny tobinareo " na "tsy ho afaka hamoaka fofona maimbo amin'ny tobinareo ianareo."

Maimbo

Fofona ratsy, indrindra fa ny olona maty

sahala amin'ny tapa-kazo mirehitra nosintonina avy tao amin'ny afo ianareo. Kanefa tsy niverina tamiko ihany ianareo— izany no

DH: "Nanendry anareo hivoaka aingana amin'ny afo Aho tahakan'ny hanalako anareo amin'ny tapa-kazo nodorana" na "avelako andoro eny ho eny ianareo alohan'ny nanalako anareo hivoaka aingana ny afo."

tsy niverina tamiko ianareo

Adikao tahakan'ny ao amin'ny 4:6 ireo teny ireo.

Fanambaran'i Yaveh

Adikao tahakan'ny ao amin'ny 2:11 ireo teny ireo.