plt_tn/amo/04/04.md

873 B

"Mandehana any Betela dia manotà, any Gilgala ka ampitomboy ny fahotana"

"Satria mandà ny hibebaka ianreo, mahatezitra Ahy mafy ireo sorona naterinareo tao Betela sy Gilgala"

Ento ny soronareo... ny ampahafolon- karenanareo... manolora sorona ho fanati-pisaorana... manambarà fanati-tsitrapo voatolotra, torio ireo

Raha aseho eny rehetra eny ny fiteninareo nefa lavin'ny olona ny ahazo izany, izay manao izany zavatra izany no manao ratsy azy ireo nefa tsy nijanona nanao izany azy ireo izy ireo, ka te hampiasa izany ianao eto.

Ny ampahafolon-karenareo isaky ny telo andro

Raha tokony ho "isaky ny telo andro," amin'ny hevitra hafa "isaky ny telo taona." Izany satria isaky ny telo taona dia napetrak'ireo Israelita fa mitondra ny ampahafolon-karenany ho an'Andriamanitra izy ireo.

Fanambaran'ny Tompo Yaveh

Adikao tahakan'ny nataonareo ao amin'ny 2:11.