plt_tn/amo/04/01.md

376 B

Hakan'izy ireo anareo amin'ny farango, ary ny sisa aminareo amin'ny fintana.

Milaza zavatra roa mitovy izy ireo dia ny fanoharana ny amin'ny fomba izay hakan'ny fahavalo ny olona tahakan'ny fakana trondro. DH: "faharavan'ny rehetra eo aminao ary manery anao hivoaka hiaraka amin'izy ireo" na "mametraka anao amin'ny fiantonana tahakan'ny trondro ka mitondra anao mivoaka."