plt_tn/amo/01/14.md

258 B

miaraka amin'ny tafio-drivotra amin'ny andron'ny tadio

"Miaraka amin'ireo zavatra ratsy izay niseho tamin'ny voalohany"

tafio-drivotra... tadio

Zavatra roa ateraky ny tafiotra mafy

tadio

tafiotra mafy izay misy rivotra manao foribolana manodidina