plt_tn/act/28/30.md

415 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Nofaranan'i Lioka ny tantaran'i Paoly tao amin'ny bokin'ny Asan'ny Apostoly

Nanambara ny fanjakan'Andriamanitra izy

Eto ny "fanjakan'Andriamanitra" dia manondro ny fitondran'Andriamanitra amin'ny maha mpanjaka Azy. DH: "Izy dia nitory momba ny fitondran'Andriamanitra amin'ny maha mpanjaka Azy" na "Izy dia nitory momba ny fomba hanehoan'Andriamanitra ny tenany ho mpanjaka"