plt_tn/act/28/28.md

579 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Namarana ny firesahana tamin'ireo mpitarika jiosy tany Roma i Paoly.

izany famonjen'Andriamanitra izany dia nalefa tamin'ireo Jentilisy

Ny hafatr'Andriamanitra momba ny fomba hamonjeny ny olona dia lazaina toy ny hoe zavatra nirahina. DH: "Andriamanitra dia naniraka ny mpitondra hafany ho any amin'ireo Jentilisa mba hilaza amin'izy ireo ny fomba hamonjeny azy ireo"

ary hihaino izy ireo

"ny sasany amin'izy ireo dia hihaino." Io valintenin'ny Jentilisa io dia mifanohitra amin'ny fomba nanehoan'ireo Jiosy tamin'izany fotoana izany.