plt_tn/act/28/19.md

444 B

nanohitra ny fanirian'izy ireo

"nitaraina ny amin'izay tian'ny manampahefana romanina ho atao"

voatery aho nampiantso an'i Kaisara

DH: "Nangataka an'i Kaisara aho hitsara ahy"

na dia tsy toy ny hoe nitondra fiampangana hanohitra ny fireneko aza

DH "saingy tsy hoe satria te hiampanga ny vahoakan'ny fireneko teo anoloan'i Kaisara aho"

nohon'ny fahatokisan'Israely momba ny hamatorana ahy amin'ity rojo ity.

DH: "fa voafonja aho"