plt_tn/act/27/23.md

480 B

Tsy maintsy hitsangana eo anatrehan'i Kaisara ianao

Ny andian-teny hoe "mijoro eo anoloan'i Kaisara" dia midika hoe mandeha any amin'ny fitsarana i Paoly ary hamela an'i Kaisara hitsara azy. DH: "Tsy maintsy mitsangana eo anoloan'i Kaisara ianao mba hahafahany hitsara anao"

nanome anao ireo rehetra miantsambo miaraka aminao

"nanapa-kevitra ny hamela ireo rehetra niaraka taminao hiaina"

araka izay voalaza tamiko izany

DH: " araka ny nolazain'ny anjely tamiko izany"