plt_tn/act/27/19.md

4 lines
289 B
Markdown

# Rehefa tsy namiratra taminay nandritry ny andro maro ny masoandro sy ny kintana
Tsy nahita masoandro sy kintana izy ireo noho ireo rahona maintin'ny tafio-drivotra. Ireo tatsambo dia nila nahita masoandro sy kintana mba hahafantarana hoe taiza izy ireo ary inona no fitarainan'izy ireo