plt_tn/act/23/28.md

813 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Namarana ny taratasiny ho an'Gorvernora Feliksa ilay kapiteny.

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

ny teny hoe "Izaho" dia manondro an'i Klaodio Lisia ilay kapiteny.

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Ny teny hoe "izy ireo" dia manondro ny vondron'ireo Jiosy izay niampanga an'i Paoly

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Ny teny hoe "ianao" dia manondro an'i Governora Feliksa

nefa tsy nisy fiampangana nanohitra azy izay mendrika

"fa izy ireo dia niampanga azy tamin'ny fanontaniana momban'ny"

nefa tsy nisy fiampangana nanohitra azy izay mendrika fahafatesana na fanagadrana

"fa tsy nisy na inona na inona nanohitra azy izay hahatonga ny fahefana Romana hamono azy na handefa azy any am-ponja"

Avy eo dia nampafantarina ahy

"Nahafantatra aho avy eo"