plt_tn/act/23/20.md

637 B

Ireo jiosy dia efa nanaiky

Tsy midika akory izany hoe ny jiosy rehetra, fa ny vondrona rehetra izay teo. DH: "Ny sasany tamin'ireo Jiosy dia nanaiky"

hitondra an'i Paoly hidina

"hitondra an'i Paoly hidina avy any amin'ny rova"

izy ireo dia handeha hanontany ny momba azy marina kokoa

"Te hafantatra bebe kokoa momba ny nataon'i Paoly izy ireo"

Niantso ozona ho an'ny tenany izy ireo, mba tsy hihinana na hisotro ambara-pamonoan'izy ireo azy

"Efa nianiana izy ireo hihinana na hisotro raha tsy efa namono an'i Paoly. Ary nangataka tamin'Andriamanitra izy mba hanozona azy ireo raha tsy manao izay nampanantenainy izy ireo"