plt_tn/act/23/06.md

20 lines
474 B
Markdown

# zanaka lahin'ireo Fariseo
DH: "ary Fariseo ny raiko sy ireo razako"
# ny fitsanganan'ny maty izay hitsarana ahy
DH: "ireo izay efa maty dia ho velona indray"
# hitsarana ahy
DH: "ianareo dia hitsara ahy"
# ny vahoaka dia nizara
"nisy fifandirana teo amin'ny samy vahoaka"
# Fa ireo Sadoseo dia niteny fa tsy misy ny fitsanganana amin'ny maty, tsy misy ireo anjely, ary tsy misy ireo fanahy, nefa ireo Fariseo
Io dia fanazavana momba ireo Sadoseo sy ireo Fariseo.