plt_tn/act/22/25.md

387 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Eto ny teny "izy ireo" dia manondro ireo miaramila.

Ara-dalàna ho anareo ve ny manakaravasy lehilahy izay Romana sy tsy mbola notsaraina akory?

Nametraka io fanontaniana io i Paoly mba hahatonga ilay kapiteny hanamarina raha mitombona ny fikapoan'ireo miaramilany an'i Paoly. DH: "Tsy azo atao ny mamono lehilahy romanina nefa tsy voaheloka!"