plt_tn/act/22/03.md

1.5 KiB

fa nobeazina teto amin' ity tanàna ity teo amin'ny tongotr'i Gamaliela

DH: "fa izaho dia mpianatr'i Raby Gamaliela teto Jerosalema"

teo amin'ny tongotr'i Gamaliela

Eto ny "tongotra" dia midika ilay toerana izay hipetrahan'ny moianatra rehefa ampianarin'ny mpampianatra. DH: "teo akaikin'i Gamaleila"

Gamaleila

Gamaleila dia anisan'ny iray amin'ireo mpampianatra malaza amin'ny lalàna Jiosy.

Nampianarina araka ny fomba hentitry ny lalàn'ireo razantsika aho

DH: "Izy dia nampianatra ahy ny fomba hankatoavana ireo lalàn'ireo razantsika" na "ny fampianarana noraisiko dia manaraka tsara amin'ny antsipiriany ireo lalàn'ireo razantsika"

lalàn'ireo razantsika

Izany dia fomba iray hafa hilazana ny : lalàn'i Mosesy."

Tena mafana fo ho an'Andriamanitra aho

"Izaho dia nanolo-tena amin'ny fankatoavana an'Andriamanitra" na "izaho dia liana amin'ny fanompoana an'Andriamanitra"

tahaka anareo rehetra amin'izao andro izao

I Paoly dia nampitaha ny tenany tamin'ireo vahoaka.

ho amin'ny fahafatesana

DH: "ary hitady fomba hamonona azy ireo aho"

Naharay taratasy avy any amin'izy ireo aho

"Ireo mpisoronambe sy ireo loholona no nanome ahy ireo taratasy ireo"

ireo rahalahy any Damaskosy

Eto ny "rahalahy" dia manondro ireo "namana Jiosy"

niverina mbola mifatotra hankany Jerosalema mba hanasaziana azy ireo

"nobaikon'izy ireo hamatotra azy ireo amin'ny rojo ary hitondra azy ireo hiverina any Jerosaleman aho"

mba hanasaziana azy ireo

DH: "mba hanasazian'ireo manam-pahefana Jiosy azy ireo"