plt_tn/act/21/37.md

990 B

Raha iny ho entina tao an-drova iny i Paoly

DH: "Raha efa vonona ny hitondra an'i Paoly ireo miaramila"

Miteny Grika ve ianao? 38Tsy ianao ve ilay Egyptiana izay nitarika fikomiana tany aloha ary nitarika ireo efatra arivo lahy an'ny 'mpamono olona' nivoaka avy tany an-tany efitra?

Ilay kapiteny lehibe dia nametraka io fanontaniana io mba nampisehoana fahatairana fa i Paoly dia tsy araka ilay noeritreretiny. DH: "Miteny Grika tokoa izany ianao. Noheveriko fa ilay Egyptianina izay nitarika ilay fikomiana tany an'efitra niaraka tamin'ireo mpampihorohoro efatra ariva ianao"

Tsy ianao ve ilay Egyptiana

Fotoana fohy talohan'ny fitsidihan'i Paoly dia nisy lehilahy iray tsy fantatra anarana avy Egypta izay namorona fikomina hanohitra an'i Roma tao Jerosalema. Taty aoriana dia tafatsoka "tany an-efitra" izy ary nanontany an'i i Paoly ilay manam-pahefana raha toa ka izy ilay lehilahy.

nitarika fikomiana

DH: "nahatonga ireo olona hikomy hanohitra ny fanjakana Romana"