plt_tn/act/21/20.md

1.6 KiB

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Nanomboka ny valintenin'izy ireo tamin'i Paoly ny loholona tao Jerosalema.

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Ity ny teny hoe "izy ireo" dia manondro an'i Jakôba sy ireo loholona.

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Ny teny hoe "azy" dia manondro an'i Paoly.

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Ny teny hoe "izy ireo" dia manondro ireo mpino jiosy izay naniry ny Jiosy mpino rehetra hitandrina ireo lalàna jiosy sy ireo fombafomba

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Ny teny hoe "izy ireo" sy "azy ireo" dia manondro ireo Jiosy izay mino an'i Kristy.

Efa nolazan'izy ireo ny momba anao, fa ianao dia mampianatra ireo Jiosy rehetra izay mipetraka eo amin'ireo Jentilisa hahafoy an'i Mosesy, ary ianao milaza azy ireo tsy hamora ny zanany, ary tsy hanaraka ny fomba taloha.

Eto misy ireo Jiosy izay manakorontana ny zavatra ampianarin'i Paoly. Tsy nanakivy azy ireo tsy fankatoavan'ireo Jiosy ny Lalàn'i Mosesy. Ny hafany dia ny famorana sy ny fombafomba hafa dia tsy notakiana amin'ny famonjen'i Jesosy azy ireo. Azonao atao ny milaza mazava tsara fa ireo mpitarika ny mpino Jiosy tany Jerosalema dia nahafantatra fa nampianatra ny hafatra marina avy amin'Andriamanitra i Paoly.

hahafoy an'i Mosesy

Eto i "Mosesy" dia manambara ny lalàn'i Mosesy. DH: "hampitsahatra ny fankatoavana ny lalàna nomen'i Mosesy antsika"

tsy hanaraka ireo fomba taloha

Ny fankatoavana ireo fanao taloha dia voalaza fa toy ny hoe nitarika azy ireo sy ireo olona manaraka azy aoriana. DH: "tsy hankatò ny fanao taloha" na "tsy hampihatra ny fanao taloha"

ireo fomba taloha

"ny fomba amam-panao fataon'ireo Jiosy"