plt_tn/act/21/05.md

366 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Eto ny teny hoe "izy ireo" dia manondro ireo mpino avy any Tyro.

Rehefa tapitra ny andronay tenY

DH: "Rehefa tapitra ny fito andro" na "Fotoana handehanana"

nandohalika teny amorn-dranomasina dia nivavaka

Fomba efa mahazatra ny mandohalika rehefa mivavaka. Fanehoana ny fanetren-tena teo anatrehan'Andriamanitra izany.