plt_tn/act/20/33.md

764 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Paoly dia namarana ny teniny tamin'ireo loholona tao amin'ny fiangonan'i Efesosy.

volafotsy, volamena, na lamban'olona

Ny fitafiana dia heverina ho harena sarobidy; Arakaraky ny maha betsaka azy no mpanankarena anao.

ireto tanana ireto no nanolotra izay nilaiko

DH: "Niasa aho mba hahazoako vola ary handoavana ny volako"

tokony hanampinareo ireo malemy amin'ny alalan'ny asa

"tokony hiasa ianareo mba hanam-bola hanampiana ireo olona tsy afaka mahazo izany amin'ny alalan'ny tenany manokana"

Mahasambatra kokoa ny manome noho ny mandray

Midika izany fa misy olona iray mahazo ny fankasitrahan'Andriamanitra ary mahatsapa fifaliana bebe kokoa rehefa manome ho an'ny hafa nohon'ny mandray avy amin'ny hafa foana.