plt_tn/act/19/21.md

891 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Paoly dia miresaka momba ny fandehanana any Jerosalema saingy tsy mbola niala tao Efesosy akory.

Ary

Ity teny ity dia ampiasaina eto mba hanamarihana fiatoana ao amin'ny tantara fototra. Nanomboka nanambara ampahany vaovao amin'ny tantara i Lioka.

nahavita ny asa fanompoany tany Efesiosy i Paoly

"Nahavita ny asa nanendren'Andriamanitra azy tany Efesosy i Paoly"

nanapa-kevitra tamin'ny fanahy

Ireo azo handikana azy 1) Paoly dia nanapa-kevitra taorian'ny fanampian'ny Fanahy Masina na 2) Paoly dia nanapa-kevitra tao an-tsainy, izay midika fa nanambotra ny sainy izy.

Akaia

I Akaia no faritany Romanina tany Korinto. Io no tanàna lehibe indrindra tany atsimon'i Gresy sy renivohitry ny faritany. Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 18:12.

Erasto

Izany no anaran'ilay lehilahy.

izy tenany

Naverina izany ho fanamafisana.