plt_tn/act/19/13.md

28 lines
1019 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny anakapobeny
Ity dia fiantombohana tranga iray izay niseho raha mbola tao Efesosy i Paoly. Mahakasika ireo Jiosy mpanala ny fanahy ratsy izany.
# Niantso ny anaran'ny Tompo Jesosy izy ireo mba hananan'izy ireo hery
Na dia izany aza dia tsy nino an'i Jesosy izy ireo fa nampiasain'izy ireo tamin'ny tamin'ny fanaovana ody ny anarany.
# anaran'ny Tompo Jesosy
Ny "anarana" eto dia manambara ny herin'i Jesosy sy ny fahefany.
# 'Amin'ny alalan'i Jesosy izay nambaran'i Paoly
'Ny ananrana "Jesosy" dia maro nonitondra azy tamin'izany fotoana izany ka ireo mpanala fanahy ratsy dia te hampafantatra ireo olona izay resahin'izy ireo.
# Amin'ny alalan'i Jesosy
Io dia manondro ny hery sy fahefan'i Jesosy. DH: ""amin'ny alalan'ny fahefan'i Jesosy" na "amin'ny herin' i Jesosy."
# Ny mpisoronabe Jiosy mitondra ny anarany hoe Skeva ary nanan-janaka fito lahy no nanao izany.
Izany dia fampahafantarana fototra mahakasika an'ireo mpanala fanahy ratsy.
# Skeva
Io no anaran'ilay lehilahy.