plt_tn/act/19/01.md

621 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Nandeha tany Efesosy i Paoly

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Ny "firenena ambony" dia faritra iray any amin'i Azia izay Torkia amin'izao fotoana izao any avaratr'i Efesosy. Tsy maintsy nandeha tany amin'ny faritra manodidina ny Ranomasina Egana i Paoly mba hahatongavana any Efesosy (any Torkia koa ankehitriny) izay any atsinanan'i Korinto amin'ny ranomasina.

Ary raha mbola

Ity fehezan-teny ity dia ampiasaina eto mba hanamarihana ny fiandohan'ny ampahany vaovao amin'ny tantara. Raha manana fomba hanaovana an'izany ny fiteninao, dia azonao atao ny mampiasa izany eto.