plt_tn/act/18/27.md

632 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Eto ny teny "izy 'dia manondro an'i Apolosy.

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

I Akaia dia faritany Romanina iray any amin'ny faritra atsimon'i Gresy.

mba hamakivaky an'i Akaia

"ho any amin'ny faritr'i Akaia."

rahalahy

Ny teny "rahalahy" eto dia manondro ireo mpino lahy sy vavy. DH: "namana mpino tao Efesosy"

nanoratra ho an'ireo mpianatra

"nanoratra taratasy ho an'ireo Kristianina tao Akaria"

ireo izay nino tamin'ny fahasoavana

" ireo izay nino ny famonjena amin'ny alalan'ny fahasoavana" na "ireo izay nino an'i Jesosy tamin'ny alalan'ny fahasoavan'Andriamanitra"