plt_tn/act/18/12.md

749 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Ireo Jiosy tsy mpino dia nitondra an'i Paoly ho tsaraina to anatrehan'i Galio.

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

I Akaia dia faritany izay nisy an'ny Korinty. Io tanàna ngeza any amin'ny atsimon'i Grika sy ny renivohitra ilay farintany.

Galio

Izany no anaran'ilay lehilahy

ireo Jiosy

Izany dia manondro ireo mpitarika Jiosy izay tsy nino an'i Jesosy.

nitondra azy teo anatrehan'ny toeram-pitsarana

Naka an-kery an'i Paoly ireo Jiosy mba ho entina eo anatrehan'ny fitsarana. Ny "toeram-pitsarana" eto dia ny toerana izay nipetrahan'i Galilio rehefa fanapahan-kevitra tao amin'ny fitsarana. DH: "niara-nitsangana ireo Jiosy hanohitra an'i Paoly ka nitondra azy teo anatrehan'ny toeram-pitsarana