plt_tn/act/18/01.md

1.0 KiB

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Ity dia ampahany amin'ny tantara momba ny dia nataon'i Paoly fony izy nankany Korinto.

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Nampidirina ao anatin'ny tantara'i Akoila sy Prisila ary ny andininy faha 2 sy 3 dia manome fampahalalana fototra momba azy ireo.

Ary tao aorian'ireo zavatra ireo

"Taorian'ireny zava-nitranga nitranga tany Atena ireny"

Atena

Anisan'ny tanàna manan-danja indrindra any Gresy i Atena. Jereo ny fomba nandikanao izany tamin'ny 17:13.

Nihaona tamina

Ireo mety azo handikana azy 1) i Paoly dia nahita tsy nahy na 2) Nahita tampoka.

Jiosy nantsoina hoe Akoila

Eto ny teny hoe "iray" dia mampiditra olona vaovao ao amin'ny tantara.

tera-tany Ponto

Ponto dia faritany atsimon'ny Ranomasina Mainty.

izay vao tonga

Mety ho tamin'ny herintaona angamba izany.

Italia

Izany no anaran'ny tany. Roma no renivohitr'i Italia.

i Klaodio nandidy

Klaodio no mpanjaka romanina tamin'io vanim-potoana io. Jereo ny fomba nandikanao izany tamin'ny 11:27.