plt_tn/act/17/28.md

477 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Eto ny teny "azy" sy "ny azy" dia manondro an'Andriamanitra. (jereo: 17:24)

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Rehefa milaza i Paoly hoe "isika" eto diavoaray ao ihany koa ny tenany sy ireo mpihaino azy.

noforonina avy amin'ny asa tànana sy aingam-panahin'olombelona

"izay ampiasain'ny olona iray ny fahaizany mba hahatonga izany ho zavatra iray izay novolavolainy" na "natao tamin'ny zavakanto sy ny eritreritry ny olombelona"