plt_tn/act/15/33.md

739 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Niverina tao Jerosalema Joda sy Silasy raha nijanina tao Antiokia Paoly.

Rehefa avy nijanona fotoana vitsivitsy tao izy ireo

Izany dia miresaka momban'ny fotoana ho toy ny entam-barotra izay afaka lanina. DH: "Rehefa nijanona fotoana vitsy tao izy ireo"

nalefa am-piadanana avy amin'ireo rahalahy ho any amin'ireo izay nandefa azy ireo izy ireo

Nalefan'ireo mpirahalahy am-piadanana izy ireo

am-piadanana avy amin'ireo rahalahy

"amin'ny maha mpinamana avy any Antiokia azy ireo"

amin'ireo izay nandefa azy ireo izy ireo

"ho an'ireo mpino tao Jerosalema izay naniraka an'i Joda sy Silasy"

ny tenin'ny Tompo

Eto ny "teny" dia manambara hoe hafatra. DH: "ilay hafatra momban'ny Tompo"