plt_tn/act/15/05.md

723 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Paoly sy Barnabasy dia efa tany Jerosalema mba hihaona tamin'ireo apôstôly sy loholona tao.

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Ny teny hoe "izy ireo" dia manondro ireo mpino tsy Jiosy izay tsy voafora ary tsy nitandrina ny lalàn'Andriamanitra ao amin'ny Testamenta Taloha.

ny olona sasany

Eto i Lioka dia mampiseho ny fifanoherana misy eo amin'ireo izay mino fa i Jesosy ihany no mpamonjy ary ireo hafa izay mino fa ny famorana dia ilaina amin'ny famonjena.

handinika izany zava-misy izany

Nanapa-kevitra ny mpitarika ny fiangonana hiresaka raha tsy mila na tsia forana ireo Jentilisa ary mankatò ny Lalàn'i Mosesy mba hamonjen'Andriamanitra azy ireo amin'ny fahotany.