plt_tn/act/14/27.md

534 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Eto ny teny hoe "izy ireo", "Izy ireo", ary "azy ireo" dia miresaka an'i Paoly sy i Barnabasy. Ny teny hoe "Izy" dia manondro an'Andriamanitra.

nanangona ny fiangonana hivondrona

Niantso ireo mpino teo an-toerana mba hiaona miaraka"

namoahany varavaran'ny finoana ho an'ireo Jentilisa

Ny famelan'Andriamanitra ireo Jentilisa hino izay voalaza toy ny hoe efa nanokafany varavarana izay nanakana azy ireo amin'ny tsy hiditra amin'ny finoana. DH: "Nataon'Andriamanitra nino ireo Jentilisa"